Dikan'ny teny : an-kilany

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetm,an-daniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel