Dikan'ny teny : an-kodivirana

Hampiditra dikany vaovao
1 na An-kodimirana p.mt: Eo am-piolahana, eo amin'ny fiviliana, amin'ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Auana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel