Dikan'ny teny : an-tsitrapo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel