Dikan'ny teny : ana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho uao nahafaka ny rihana efatm mankat9 aminareo. Ahitsio
2 ppk.: Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy it? trano ita fa Vazaha no mipetraka ao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel