Dikan'ny teny : anakandriamaso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana. - F.-p.: Tandremana ohatra ny anakandriamaso: tandremana fatratra izaitsizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel