Dikan'ny teny : anakandriana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ranakandriana a.: Zavatra tsy hita maso ninoan'ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin'Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel