Dikan'ny teny : anakantsaina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Any antsaina, any an'eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy. ΒΆ M.h.: anakampo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel