Dikan'ny teny : anakatsimba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin'ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon'ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel