Dikan'ny teny : anakidory

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin'ny hirampivavahana:tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin'ny faritanin'ny Sakalava no mampiasa azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel