Dikan'ny teny : anamadinika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel