Dikan'ny teny : anamalaho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan'ny be mpitia raha ampiarahina amin'ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo. Raha hanina maitso ary man-ta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces). Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy, * Ohab.: Sery vitan'anamalaho ka handaniana vantotr' akoho: nampiasain'ny Ntao-Io ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr'akoho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel