Dikan'ny teny : anamamy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'anana lehibebe ravina, anisan'ny be mpitia indrindra raha atao ro noho ny tsirony mangananganana tsara. • F.-p : Anamamy dimbinantsy: ilazana ny kolokolon'anamamy maniry amin'ny ta-ho nakana ravina teo aloha. r(Solanum nodifiorum). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel