Dikan'ny teny : anana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fanao fangaron-daoka na laoka mihitsy aza, toy ny anamamy anantsonga, anamalaho,...: Anam-bazaha: anana tsy tera-tany fa nampidirina teto, toy ny laisoa, karaoty, nave. ? F,-p.: Mitsongo anana:maka anana. * Ohab.: Manary andro toy ny lehilahy mitsongo anana: enti-milaza olona manao zavatra tsy fanaony ka very andro fotsiny. Ahitsio
2 ft.: milaza fananan-javatra. - t.i.f.: ananana / manana, fanana, mpanana / ananana, fananana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel