Dikan'ny teny : anandrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'anana madini-dravina maniry eny amin'ny tany be rano; fanao ro ary azo hanina manta fanao salady koa. Be vitamina C ny anandrano (Nasturtium officinale). Ananinombilahy a.: Zavamaniry famonoana bibikely toy ny moka, parasy sns...(Cleissthantus perrieri). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel