Dikan'ny teny : anankiray

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel