Dikan'ny teny : anao

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve it? satroka ity? / Ny anao: enti-milaza zavatra ananana: Iza amin' ireto boky ireto ny anao? * Ohab.: Anao aho ka mora fa raha an'olona aho sarotra: matetika tsy dia raharahaina firy ny zavatra raha eny amin'ny tena, fa raha vao lasan'olona iny, mahasarotiny izaitsizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel