Dikan'ny teny : anarana

Hampiditra dikany vaovao
1 karazan'ahitra (Antherotoma Naudini). ~ Karazan-toaka ratsy tsisy vidiny. Ahitsio
2 a.: Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anamn'ny rahalahiko. / Akondro no anaran'itY voankazo it9. - F.-p.: anaram-bosotra: tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazàn nanomboka tamin'ny vazivazy na vosobosotra; / very anarana: enti-milaza ray na reny niteraka izay nanjary very anarana fa naka ny anaran-janany nampiana hoe Raini na Reni.: Vary anarana Ratsimandresy fony nitemka an'i Bao fa Jasa hoe Rainibao; / mandimby anaran-dray soa: mandimby ny voninahitra nananan'ny ray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel