Dikan'ny teny : anareo

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny faine-no: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo it? tanimbary it?? / Ny anareo: enti-milaza zavatra ana-nana: Kely it? trano it?, ny anareo no tiako fa Jehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel