Dikan'ny teny : anarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (anatra), mt. th. (ana-ro): Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha. * Fiten.: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetra no an'olona, fa ny tsitsitra no an'ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / anarin-tsy zaka,ka uoa uao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin'izay vao hanenina bevava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel