Dikan'ny teny : anatrehana

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kaualy izy teo anatrehan'ny mpitsara azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel