Dikan'ny teny : anay

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! 1 Ny anay: enti-milaza zavatra ananana: fY? trano it? an-dRanaivo, itsy kosa ny anay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel