Dikan'ny teny : andalanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (andalana) mt. ih. (andalano): Ampandehanina na alefa miadana, tsikelikely: Andalano ny fiasanao fa aza rotorotoina befahatany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel