Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : andamosina
ppk,: Enti-milaza toerana eo ivohon'ny zavatra iray: Miery ao andamosin'ny lalimoara i Fara kely. ¶ M.h.: ambadika, ivoho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha