Dikan'ny teny : andaniny

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Amin'ny lafiny iray, mifamaly amin'ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny ireo dia tsara raha soratana hoe: ny andaniny, ny ankilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel