Dikan'ny teny : andao

Hampiditra dikany vaovao
1 mts.: Fihasimban'ny hoe andèha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na basal. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel