Dikan'ny teny : andeha

Hampiditra dikany vaovao
1 (leha), mt.p.: Teny enti-mandidy, (eo alohan'ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay. ? Enti-mitaona (eo alohan'ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindmzana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel