Dikan'ny teny : andevo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin'ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy na-nana ny zon'ny olona afaka fa teo ambany fifehezan'ny tompony lalandava: Ny ffuavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andeuo teto ambonin'ny tany, ~ Mpanompo: Izaho angaha andeuonao no anananao fahefana? i andevozina / manandevo, fanandevo, mpanandevo / anandevozana, fanandevozana / maha-andevo, miandevo, fiandevo, mpiandevo. - F.-p.: andeuo am-patana: andevo nikarakara ny raharaha ao an-trano; / andeuo andapa: ireo mpanompon'ny mpanjaka, manendy, madiotanana, tandonaka; / andevo havana: ireo olona mipetraka amin-kavana ka manompo azy toy ny andevo; / andeuom-behivavy: h,o. olona mitavozavoza, dondrim-belona; / andevo ompihely: andevo teraka ary velona ao an-trano ka toy ny anisan'ny ankohonana mihitsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel