Dikan'ny teny : andiany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na nriara-manidina raha vorona: Andiam-borona; / andian'omby, ΒΆ M.h.: antokony, iray tari-ka, mpiray dia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel