Dikan'ny teny : andininy

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fitsinjarazarana ny teny ao amin'ny toko iray ka misy isa filaharanY mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52. ? Fizarazaran'ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon'NY AVANA. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel