Dikan'ny teny : ando

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitambaran'ny pitidrano kely hita eny an-tendron'ny ahitra amin'ny ma-raina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan'ny etona ho tonga rano. - F,-p,: Ranon'ando: rano avy amin'ny fihintsanan'ny ando. * Fiten.: Ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany anie homba anao lalandaua: teny enti-milaza tsodranom-pitahiana, noho ny ando mahatsara ny zavamaniry fa tsy mba manimba azy toy ny fanala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel