Dikan'ny teny : andoha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny mitovy hevitra amin'ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin'ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny iuelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatm aho (ny anatiny), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel