Dikan'ny teny : andra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fitrakan'ny loha hijery ny ambony, - t.i.f.: andraina, tafandra / miandra, fiandra, mpiandra ( iandrana, fiandrana. Ahitsio
2 p.t.: Fetsy ratsy, konjo: Andra lahy, andra vavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel