Dikan'ny teny : andraikitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon'antoka aminy: Andraihitry ny ray aman-d reny ny mamelona ny zanany. ΒΆ M.h.: adidy. - t.i.f.: miandraikitra, fiandraikitra, mpiandraikitra ) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel