Dikan'ny teny : andrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny. ~ Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana? ~ Fihinanana kely amin'ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo itY laoka. - t.i.f.: andramana, voandrana ) manandrana, fanandrana, mpanandrana ( anandramana, fanandramana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel