Dikan'ny teny : andranobe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin'ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin'ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel