Dikan'ny teny : andrasana

Hampiditra dikany vaovao
1 (andry), mt. ih. (andraso): Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin'ny firy na amin' ny firy. ? Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io. ? Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan'ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan'ilay olondratsy. ~ Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr'olona: Omby iray monja no andrasan'Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin'olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel