Dikan'ny teny : andre

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Tenim-piontanana milaza: Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka? 1 Fig4agana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! ~ Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel