Dikan'ny teny : andrefana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny lafin'ny vodilanitra ilentehan'ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana). / Avaratra andre fana: sisiny iadian'ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana. / Atsimo andre fana: sisiny iadian'ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana. - t.i.f.: ankandrefana / miankandrefana, fiankandrefana, mpiankandrefana / iankandrefanana, fiankandrefanana ) andrefandrefana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel