Dikan'ny teny : andriambaventy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Manamboninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana. (Tamin'ny andro nanjakan-dRadama, ny uadintany fony tamin'Andrianampoinimerina ihany no novany ho andriambauenty). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel