Dikan'ny teny : andriambavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny fanajana fanao eo alohan'ny anaran'ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambauy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambauy, fa dia ianao indray ue no hisahirana hankany aminay. ~ Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel