Dikan'ny teny : andriambolafotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fanaovana savony fana-sana volo (Croton baldaufii). Fanao ody rohana sy gaotra ny raviny sy ny hodiny rehefa avy atsoboka ao anaty rano mangotraka mandritra ny 5-10 minitra; azo anaovana evoka ihany koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel