Dikan'ny teny : andriamborivory

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony ΒΆ M.h.: mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel