Dikan'ny teny : andriana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay ho mpanjaka. - t.i.f.: andrianina I manandriana, fanandriana, mpanandriana / anandrianana, fanandrianana / miandriandriana, fiandriandriana, mpiandriandriana / iandriandrianana, fiandriandrianana I mahandriana. - F,•p.: Samy andrian-ko azy samy manana ny fahefany any aminy avy; / fihauanan' andriana: tsy mifandray firy fa anarany fotsiny; / andriana tompomenakely na tompombodivona: andriana napetraky ny mpanjaka hitondra menakely na vodivona fier. ireo teny ireo). Ahitsio
2 (andry), mt. p. toejau. (andrio): Ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? * Ohab: Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika: tsy misy na inona na inona azo raha tsy isahiranana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel