Dikan'ny teny : andriananahary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana an'Andriamanitra, izay noheverin'ny Ntaolo Malagasy ho nampisy izao rehetra izao. Matetika ny hoe Andriananahary dia nampiarahina amin'ny hoe Andriamanitra (jer. Andriamanitra), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel