Dikan'ny teny : andrianjahonoany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel