Dikan'ny teny : androany

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin'ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra al7ebra isika androany; anio no tokony hampiasaina eo: jar. io teny io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel