Dikan'ny teny : anefa

Hampiditra dikany vaovao
1 ppt.: Teny mparnpitohy, enti-milaza fifanoherankevitra, mitovy amin'ny kanefa sy nefa (fer. ireo) saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian'ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahauoa anefa ka hany hery nitsoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel