Dikan'ny teny : anelanelana

Hampiditra dikany vaovao
1 PPk.: Teny mpampiankina enti - milaza toerana eo afovoan'ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan'i dada sy i neny /koto. * Ohab.: Latsaka anelanelany ohatra ny kaka: sendra fahasahiranana manery andaniny roa avY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel