Dikan'ny teny : angadinomby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitaovampiasana tany taritin'omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy am-bany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny fray mitsivalana mamakivaky t ny tany; 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 3) kodiarana iray na roa, ary 4) vy lehibebe lavalava iraiketan'ireo rehetra voalaza eo aloha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel