Dikan'ny teny : angaha

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba (jer. io) ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel